Entrée tovo
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Tambahoaka] olona tsy manambady [Rakotosaona 1972]
 Tanora mbola tsy manambady, izay hita indrindra miaraka amin' ny teny hoe lahy na vavy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise unmarried [Hallanger 1973]
Définition française célibataire [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

Entrée tovo
Partie du discours nom
Définition malgache Fakana rano ao ampantsakana ho ao anaty siny; famindrana rano tsikelikely ho amin' ny toerana hafa. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Citations 

Entrée tovo
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] hasoa, hatsaran-tarehy [Rakotosaona 1972]

2012/10/01