Entrée hasoa (soa)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetra soa, toetra tsara
¶ Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo
¶ Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [Rajemisa 1985]

2009/02/23