|
|
|
|

Entrée1  tovolahy
Mots élémentaires  2 tovo, 3 lahy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia. [1.1]
Explications en anglais  6 an unmarried young man. [1.7]
Explications en français  7 jeune homme célibataire. [1.8]
Exemples  8  Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [2.471]
9  Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472]
Dérivés 
Noms :

Anagrammes  11 lahitovo, 12 tovolahy

Mis à jour le 2025/10/11