Entrée tototra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?
Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra
Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona [1.1]
Explications en anglais Filled; covered with earth [1.7]
Explications en français Comblé, couvert de terre [1.8]
Exemples 
1Tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472]
2Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117]
Morphologie 
Dérivés 
Proverbes 

Entrée totòtra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. [1.1]
Explications en français Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser
Figuré: détente des nerfs [1.3]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/02/24