| Entrée (1/2) | 1 manototra |
| Radical | 2 tototra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manarona: Manototra tany ny vodihazo.
5 Mameno: Manototra nahandro ny latabatra. 6 Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao. 7 Manafotra: Manototra henatra olona. [1.1] 8 mameno ny banga. [1.13] |
| Explications en anglais |
9 to fill with earth etc.; to cover.
[1.7] |
| Explications en français |
10 couvrir.
[1.3#736] 11 combler. [1.3#736, 1.13] 12 combler de terre, etc.. [1.8] |
| Exemples |
13 manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy.
[2.445#]
14 manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 19 manotòtra |
| Radical | 20 tot |
| Partie du discours | 21 verbe actif |
| Explications en malgache |
22 Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana.
[1.1] |
| Explications en français |
23 secouer les fils en les raidissant pour les égaliser.
[1.3#736] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 28 amontotra, 29 antomotra, 30 manotòtra, manototra |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|