|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tototra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano?.
4 Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra.
5 Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona. [1.1]
Explications en anglais  6 filled; covered with earth. [1.7]
Explications en français  7 comblé, couvert de terre. [1.8]
Exemples  8  tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472]
9  Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)32  totòtra
Partie du discours  33  nom
Explications en malgache  34 Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra.. [1.1]
Explications en français  35 Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser.
36 figuré: détente des nerfs. [1.3#736]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :

Anagrammes  49 tototra, totòtra

Mis à jour le 2025/11/10