| Entrée (1/2) | 1 atototra |
| Radical | 2 tototra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Entina manototra, mameno: Itỳ ranon-tany itỳ no hatototrao itsy lavaka itsy.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be filled into a place or into something.
[1.7] |
| Explications en français |
6 ce dont on couvre, ce avec quoi on comble.
[1.3#736] 7 qu'on met pour combler. [1.8] |
| Exemples |
8 Ary ny anaovana azy, dia varahina no tefena, dia asiana ranom-bola kely foana, dia atototra ny varahina, dia tonga tahaky ny vola tsara.
[2.48]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 tsy vaky ravi-natototra |
| Entrée (2/2) | 14 atotòtra |
| Radical | 15 tot |
| Partie du discours | 16 verbe passif |
| Explications en malgache |
17 Lefahina (hozatra).
[1.1] |
| Explications en français |
18 à secouer, (les nerfs) à détendre.
[1.3#736] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 23 atotòtra, atototra |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|