Entrée tony
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Maotona tsy misy rivotra: Andro tony
Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony
Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany [1.1]
Explications en anglais Quiet, calm [1.7]
Explications en français Tranquille, calme [1.8]
Exemples 
1Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra. [2.324]
2Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina. [2.471]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée toñy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fanononana [1.78]

Entrée toñy
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [1.78]

Entrée tony
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] vidy, vidiny [1.78]

Entrée tony
Partie du discours nom
Explications en français Charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture [1.414]

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/01/14