|
|
|
|

Entrée1  fanononana
Radical  2 tonona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s.
5 Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana. [1.1]
Explications en français  6 prononciation, articulation. [1.5]
Exemples  7  Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy; [1.38]

Mis à jour le 2025/09/12