|
|
|
|

Entrée1  tonon-taona
Mots élémentaires  2 tonona, 3 taona
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1]
6 [tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13]
Explications en français  7 saison [1.5]
8 [tonontaona] saison [1.13]
Vocabulaire  9  Géographie: (en général)
Synonymes  10 vanintaona

Mis à jour le 2026/02/04