|
|
|
|

Entrée1  tonon' andro tsy maha-lehilahy
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tonon' andro, tsy, mahalehilahy
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza fa na iza na iza rehefa sendra ny tonon' andro na vintan-dratsy tsy afa-manoatra; ilazana fa misy ny herin' ny vintana, ka na efa mitandrina mafy aza, dia mandaitra amin' ny tsy nampoizina ny vintana

Mis à jour le 2025/08/02