Entrée | 1 tonon-taona |
Mots élémentaires | 2 tonona, 3 taona |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 fitsingerenan' ny taona amin' ny fandroana tamin' ny andro taloha; taty aoriana, nentina nilaza ny vanin' andro lehibe amin' ny taona, toy ny taom-baovao, ny fetim-pirenena [1.1] 6 [tonontaona] vanin-taona manana ny toetrandro mampiavaka azy amin'ny hafa [1.13] |
Explications en français |
7 saison [1.5] 8 [tonontaona] saison [1.13] |
Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) |
Synonymes | 10 vanin-taona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |