Entrée tongony (tongotra)
Partie du discours nom tongotra et pronom
Explications en anglais His foot, her foot, their feet [3.1]
Explications en français Son pied, leur pied, ses pieds, leurs pieds [3.1]
Exemples 
1Tany Andapa ny lohan'izany vatana izany ary Midongy Atsimo ny tongony [2.472]
2Tsapaina koa ny tongony aman-tanany [2.324]
3Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
4Lavarangana misy tongony mivodivato, no misokera azy amin'ny lafiny andrefana sy avaratra [2.470]

Entrée tongony
Partie du discours nom
Explications en malgache Tongotra fanohanana na fampijoroana zavatra iray [1.13]
Explications en français Béquille [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31