|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tolotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
4  Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
5  Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [1.1]
Explications en anglais  6  a gift, something handed over [1.7]
Explications en français  7  don, legs, ce qu'on offre [1.8]
8  offre, proposition, donation [1.13]
Exemples  9  Ny olona tompon-trano kosa dia manome tolotra kely ho azireo. [2.332#103]
10  Mitondra haninkely ny vinantolahy: tolotra ho an' ny Rafozany [2.245#76]
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)19  tolotra
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [1.1]

Anagrammes  22  atolotr, tolotra

Mis à jour le 2023/08/11