| Entrée (1/2) | 1 fanolorana | 
| Radical | 2olotra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 Fanakaikezana, fifanakaikezana: Ny fanoloran' ny tranonay roa lahy no nahatonga anay ho mpinamana [1.1] | 
| Explications en français | 
5 l'acton de se rapprocher, la contiguïté, la proximité [1.3#461] | 
| Entrée (2/2) | 6 fanolorana | 
| Radical | 7tolotra | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en malgache | 
9 Fandrosoana ny tanana manome zavatra olona: Ataovy amim-panalana ny fanolorana ny boky an' ny mpampianatra, fa aza atsipy fotsiny Fanomezana (zavatra): Tsy hohadinoin' ny firenena ny fanolorany ny ainy ho an' ny tanindrazana [1.1]  | 
| Explications en français | 
10 l'action d'offrir, la personne à qui l'on offre, le motif [1.3#718] | 
| Exemples | 
11 koa izay ataony fetra fanolorana, dia anaovanay koa.
[2.59#] 
 12 Hoy i Charles Ravoajanahary, ao amin' ny teny fanolorana ny Fofombadiko, izay asa soratr' i Emilson D. [2.285]  | 
| Mis à jour le 2025/10/07 | 
 |