| Entrée | 1 toetr' andro | 
| Mots élémentaires | 2 toetra, 3 andro | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en anglais | 5   weather [1.17.en#114] | 
| Explications en français | 6   météo, temps [1.5.fr#294] 7 climat [2.285.fr#120] | 
| Exemples | 8   Atao inona tokoa io fizarana efa nilaozan' ny toetrandro io?
[4.27] 9 Antoky ny fandrosoana ikezahana amin'izao toetrandro izao ny handalina ny fahaizana amin' ny sampam-pahalalana samihafa. [2.332] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |