Entrée tia
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manana fironana na firaiketana amin-javatra na olona iray: Tia an' io saka io izaitsizy i Naivo
Mahatsiaro ho voasintona tsy hisaraka aman' olona iray, izay na ho an-tena, hasian-tsoa ary hahafoizan-javatra na hahafoizan-tena mihitsy aza: Tsy misy tsy tia ny zanany, na ny biby aza
Mahatsiaro hafinaretana amin-javatra iray: Tia hira malahelohelo ny zandriko / Tia ny mitsangantsangana eny amoron-dranomasina izy
Mahazoazo, mankafy: Tia akondro fatratra Rangahy vadin-dRazanany [1.1]
Explications en anglais To love, to like [1.2]
Explications en français Aimer [1.3, 1.8]
 Affectionner, vouloir, désirer, agréer, approver [1.3]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : tia
Impératif : tiava
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Analogues  mirona ~ miraiki-pitia ~ miraiki-po ~ mandala ~ mankamamy ~ mankafy ~ mankasitraka
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/18