|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tevika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina
4  [2.472] amonia
Explications en français  5  [1.54] pneumonie
Exemples  6  [2.472] Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro;
Vocabulaire  7  Santé
Synonymes  8  amonia, pnemonia

Entrée (2/4)9  tevika
Partie du discours  10  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra
Explications en anglais  13  [1.2] a spasm
Explications en français  14  [1.3] douleur poignante, comme celle d'un point de côté
15  [1.54] point de côté
Vocabulaire  16  Santé

Entrée (3/4)17  tevika
Partie du discours  18  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  22  [1.1] Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina
Explications en anglais  23  [1.2] a bore in the lobe of the ear
Explications en français  24  [1.3] trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille

Entrée (4/4)25  tevika
Partie du discours  26  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  36  [1.1] Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra
Explications en français  37  [1.3] point de couture
Vocabulaire  38  Economie: vêtements

Anagrammes  39  atevik, tevika

Mis à jour le 2025/08/10