|
|
|
|

Entrée1 pnemônia
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
4 karazana aretin'ny havokavoka [1.13]
Explications en français  5 pneumonie [1.13]
Vocabulaire  6 Santé
Synonymes  7amonia, tevika

Mis à jour le 2025/09/12