|
|
|
|

Entrée1  teny imaso tsy mba kilema
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  teny, imaso, tsy, mba, kilema
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona

Mis à jour le 2024/12/07