Entrée telo
Partie du discours adjectif
Définition malgache Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [Richardson 1885]
 three [Hallanger 1973]
Définition française trois [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Définition internationale 3 [3.1]
Vocabulaire 
Nom scientifique 3
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches Les nombres
Addition
Multiplication
Exemples 
1Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [Fox: Hainteny, numéro 157]
2Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot telo (21)
Adabotelo
Ambalatelo
Ambatolahitelo
Ambinanitelo
Amboahangitelo
  Ambohitelo
Ambohitsaratelo
Analatelo
Andranotelo
Ankazotelo
  Ankilitelo
Anositelo
Antanetitelo
Antranotelo
Ialatelo
  Madirotelo
Sahatelo
Tranotelo
Vinanitelo
Vohitelo
  Zantelo

2019/08/17