Entrée | teboka roa | |
Mots élémentaires | teboka ; roa | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mari-pijanonan-tsoratra fampiasa: -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [1.1] | |
Explications en anglais | Colon [3.1] | |
Explications en français | Deux points [1.5, 1.13] | |
Vocabulaire | Linguistique | |
Analogues | teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana | |
Tableaux et planches | Signes de ponctuation | |
Mis à jour le 2023/01/01 |