Entrée (1/3) | 1 tarika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato 4 Fitaomana 5 Fanoroana lalana, fitondrana 6 Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo 7 Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby [1.1] |
Explications en anglais |
8 a pulling or leading along; a troup under one person's leadership [1.7] |
Explications en français |
9 action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) [1.8] 10 équipe, classe, groupe, traction, lignée [1.13] |
Exemples |
11 Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo; [2.470] 12 Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. [2.117] 13 Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. [2.508] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres | 32 Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.) |
Proverbes | 33 Proverbes contenant le mot tarika |
Entrée (2/3) | 34 tarika |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 andriana [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 37 tarika |
Partie du discours | 38 nom |
Explications en français |
39 (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». [1.196] |
Vocabulaire |
40 Botanique |
Phytonymes |
|
Anagrammes | 43 akatry, akitra, atarik, atraik, atrika, kaitra, karaty, katray, ritaka, takari, tarika, traika, triaka |
Mis à jour le 2023/06/08 |