Entrée (1/3) | 1 tarika |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 16 14 mots contenant tarika |
Explications en malgache |
17 [1.1] Fisintonana, fanaovana izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena: Taribato Fitaomana Fanoroana lalana, fitondrana Antokon' olona miaraka milalao, mihira na mandihy eo ambany fifehezan' olona ray: Tarik' i Rainizafitsimihogo Metaly nohalavaina ho tsorany: Tari-by, tari-barahina (izay soratana matetika tariby |
Explications en anglais |
18 [1.7] a pulling or leading along; a troup under one person's leadership |
Explications en français |
19 [1.8] action de tirer, de conduire : troupe (surtout de théatre sous la direction de quelqu'un) 20 [1.13] équipe, classe, groupe, traction, lignée |
Exemples |
21 [2.470] Marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo;
22 [2.117] Ny boky Rosovola dia iray tarika amin' ny Garabola sy Tongavola. 23 [2.508] Roa tarika ny Zafindraminia tonga taty araka izay voalaza tetsy aloha. |
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot tarika |
Entrée (2/3) | 25 tarika |
Partie du discours | 26 nom |
Explications en malgache |
27 [1.78] [Sihanaka]
andriana |
Entrée (3/3) | 28 tarika |
Partie du discours | 29 nom |
Tous les mots composés |
|
Explications en français |
31 [1.196] (de tarika : action de traîner, de tirer sur quelque chose). Nom des plantes lianoïdes ou à tiges rampantes. Équivalent de français « traînasse ». |
Vocabulaire | 32 Botanique |
Anagrammes | 33 akatry, akitra, atarik, atraik, atrika, kaitra, karaty, katray, ritaka, takari, tarika, traika, triaka |
Mis à jour le 2025/08/22 |
![]() |