Entrée | 1 taria |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Sihanaka]
resaka, teny 4 [1.1] Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao |
Explications en français |
5 [1.54] causerie interminable |
Exemples |
6 Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara: [2.470] |
Dérivés |
|
Analogues | 11 angano, anjabobo, anoano, arira, fasitara, habobo, haga, karijo, tantaravalamaty |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot taria |
Anagrammes | 13 atari, atrai, itara, tairà, taray, taria |
Mis à jour le 2020/07/31 |