|
|
|
|

Entrée (1/4)1  taratra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  fitaratra [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
4  Hazavana alefana zavatra miantefa amin' ny rano na fitaratra: Manimba maso ny taratry ny masoandro ao anaty rano raha mandeha lava amin' ny lakana
5  Hazavana mihalohalo na miserana kely: Mahafinaritra izany tara-bolana aty anaty hazo
6  Fijerena zavatra maninteraka lamba na fitaratra na amin' ny elakelaky ny rantsantanana
7  Fanarangaranana na fitsikilovana izay atao miafinafina [1.1]
Explications en anglais  8  a beam of light; a reflection [1.7]
Explications en français  9  rayon de lumière; lumière réfléchie [1.8]
10  radiation, irradiation, reflet [1.13]
Exemples  11  Hita taratra amin' ny fihetsiny ny haalinan-tsain' I Saonina. [2.470]
12  Iny fiara iray nandefa taratra mahery vaika no nitsilo ny fidolany. [2.529]
Vocabulaire  13  Physique
Dérivés 
14  Verbes actifs :
15  Verbes passifs :
16  Verbes relatifs :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Titres  22  Taratra (Ratsifandrihamanana Clarisse)

Entrée (2/4)23  taratra
Partie du discours  24  nom
Explications en français  25  (mis pour ataratra : abat-jour ; tout ce qui filtre les rayons du soleil). Suivant les régions les Sakalava prononcent souvent taratse ou taratsy, ce qui a donné lieu à plusieurs graphies, que nous ne reproduirons pas. Phoenix reclinata var. madagascariensis Becc. (Arecaceae). Espèce voisine du dattier. Mais le fruit à pulpe très mince est loin d'avoir la même valeur alimentaire. Le bourgeon terminal est un bon chou palmiste. Les segments des feuilles sont souvent utilisés en sparterie, notamment pour faire des parasols et les abats jour, d'où le nom malgache. [Sakalava] [1.196]
Vocabulaire  26  Botanique
Autres orthographes  27  taratse, taratsy
Nom scientifique 

Entrée (3/4)29  Taratra
Mots élémentaires  30  taratra
Partie du discours  31  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Auteur  32  Ratsifandrihamanana Clarisse
Editions  33 

Entrée (4/4)34  Taratra
Partie du discours  35  nom propre (journal)
Vocabulaire  36  Maisons d'édition, journaux
Auteur  37 
Editions  38 
Extraits 
39 2008/02/18
2,10 metatra i Ikopa eo Bevomanga, 4 metatra ny refy fanairana milaza loza eo. Ny orana tsy niato hatramin' ny asabotsy alina sy omaly tontolo andro nentin' ny rivodoza Ivan no nitarika izany. 0, 77 m ny haavon' Ikopa eo Anosizato. Niakatra 0, 44 m izy tao anatin' ny 24 ora ary mbola hiakatra hatrany. Tsy ho tratra anefa ny 3 m refy fanairana milaza loza manambana eo Anosizato. 2, 10 m i Ikopa eo Bevomanga, 4 m ny refy fanairana milaza loza eo. 1247, 40 metratra i Mamba eo Ambohidrao.
40 2008/02/21
Mbola tsy vita ny asa fanarenana ny lalana tamin' ny fandalovan' ny rivodoza Fame farany teo
41 2008/03/12
Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
42 2008/04/04
Fiara Mazda iray avy aty Antananarivo no nifandona tamin'ny kamiaobe iray avy any Antsirabe. Mafy ny fifandonana !
43 2010/11/21
Na ry zareo mpioko mifahatra ao amin'ny Bani, na ny avy eny amin'ny fibaikoana ao amin'ny Etamazaoro anefa dia samy nilaza fa tsy vahaolana ny fandatsahan-dra. Hanohy ny fifampiraharahana indray ry zareo anio.
44 2011/02/07
Ankoatra ireo miaramila, misy sivily roa koa voarohirohy amin'ity raharaha ity, raha ny fanazavana azo avy amin'ny fikambanana Av7 ivondronan'ireo niharam-boina tamin'iny zava-nitranga iny.

Anagrammes  45  ataratr, taratra, Taratra

Mis à jour le 2023/08/16