| Entrée | 1 Ikopa |
| Partie du discours | 2 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana,
4 dia mandalo eo ambany atsimon-Antananarivo, 5 dia mihodina miankandrefana-mianavaratra, dia mikambana amin-ny ony Betsiboka 6 izay mivarina ao amin-ny ranomasina Mozambika, eo akaikin-i Mojanga. 7 Misy 300 km. ny halavan' Ikopa... [1.10] |
| Explications en français |
8 Principal affluent de la
9 Betsiboka, 10 qui prend sa source au nord du 11 rocher d'Angavokely (1810 m.) dans la région est de la 12 sous-préfecture d'Andramasina sous le nom de Varahina, 13 qui devient Ikopa au point de jonction avec la Varahina de Mantasoa. 14 Elle entoure Tananarive dans un demi-cercle d'Ambohipo à 15 Andohatapenaka et se jette dans la 16 Betsiboka 17 à Ankomotro, au nord 18 de Marololo et de Maevatanana. 19 Elle reçoit sur sa rive droite 20 l'Anjomoka, 21 l'Andranobe, 22 l'Antroby, 23 la Manankazo qui arrose Kiangara, 24 la Mamokomita qui arrose Andriba, 25 la Kamolandy, 26 et la Mandrosia, 27 et sur sa rive gauche 28 la Sisaony, 29 l'Andromba, 30 la Katsaoka, 31 l'Ombifotsy, 32 l'Irihitra, 33 la Kotoratsy, 34 la Mazana, 35 l'Isandrano, 36 la Mandraty 37 et la Menavava. [1.11] |
| Exemples |
38 Tsy samorona atahorana tondra-drano ikopa tamin' izay;
[2.470]
39 Tamin' ny fitana an' ikopa, betsaka ny miaramila hita nanipy ny basy sy ny fahana nentiny tany anaty rano. [2.472] 40 Tu t'émerveilleras de voir des oiseaux blancs |
| Vocabulaire | 41 Géographie: rivières, lacs |
| Proverbes | 42 Proverbes contenant ce mot |
| Citations | 43 Textes citant ce mot |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | Ikopa, 44 kaopy, 45 kapoy, 46 kipao, 47 kipoa, 48 kopay, 49 kopia, 50 pioka, 51 poaky, 52 poika, 53 pokay |
| Mis à jour le 2025/11/20 |
|