| Entrée (1/2) | 1 fanairana |
| Radical | 2 taitra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo.
[1.1] 5 anjomara, antsiva. [1.13] |
| Explications en français |
6 avertisseur.
[1.13] |
| Tous les mots composés | 7 nerônina mpitatitra fanairana |
| Citations | 8 Textes citant ce mot |
| Entrée (2/2) | 9 fanairana |
| Radical | 10 taitra |
| Partie du discours | 11 nom |
| Explications en malgache |
12 Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako.
13 Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada. [1.1] |
| Explications en français |
14 l'action de surprendre, la cause.
[1.3] 15 excitation. [1.13] |
| Tous les mots composés | 16 angôvon-toerana ara-panairana |
| Anagrammes | 17 fanairana, 18 fanaraina, 19 fanariana, 20 fianarana, 21 fiaranana, 22 ifaranana |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|