|
|
|
|

Entrée1 taratasim-bola
Mots élémentaires  2taratasy, 3vola
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola. [1.1]
Explications en français  6effets de commerce, mandat-carte. [1.13]
Exemples  7 Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27#]
Vocabulaire  8 Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/09/12