|
|
|
|

Entrée1  taratasy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Zavatra amboarina amin' ny zavamaniry na voridamba izay atao koba dia tampisahana manify dia manify, ka ampiasaina hanoratana: Manify loatra ity taratasy ity ka tsy azo anoratana.
4 Ravin-taratasy.
5 Soratra ifandefasan' ny olona roa mba hifamangiana, hifampilazana vaovao na hifampiraharahana: Nandefa taratasy tany amin' / dadatoa aho mba hamangiako azy tamin' ny nahafatesan' ny zanany.
6 Teny ilazana ankapobeny ny soratra rehetra Raina ho fanamarinana ny fananan-javatra na fahavitan-draharaha iray: Ento daholo ny taratasy rehetra momba ny aotomobilina.. [1.1]
Explications en anglais  7 paper; a letter (correspondence). [1.7]
Explications en français  8 papier; lettre (de correspondance). [1.8]
Exemples  9  Nakombony ny diariny, ka mbola nandray ny taratasy ihany izy hanoratra; [2.324]
10  olona manoratra sy mandrotsaka taratasy anaty vatakely no tsinjony. [2.470]
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés  12  13 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09