|
|
|
|

Entrée (1/2)1 tampoka
Partie du discours  2 adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Explications en anglais  4 suddenly [1.7]
Explications en français  5 soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
6 subitement [1.8]
Exemples  7 Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
8 Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
9 Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
10 Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  23mamely tampoka
Proverbes  24 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)25 tampoka
Partie du discours  26 nom
Explications en malgache  27 Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Explications en français  28 action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau [1.5]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Mis à jour le 2025/11/02