|
|
|
|

Entrée1  tampenana
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tampina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny
Explications en anglais  10  [1.7] to be plugged; to be filled with a patch; to be corked
Explications en français  11  [1.8] qu'on bouche, qu'on obstrue

Mis à jour le 2025/08/10