Entrée (1/2) | 1 takona |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay 4 Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [1.1] |
Explications en anglais |
5 hidden, not seen [1.7] |
Explications en français |
6 caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [1.3#653] 7 caché, qu'on ne voit pas [1.8] |
Exemples |
8 ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [2.69#] 9 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#] 10 Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot takona |
Entrée (2/2) | 28 takona |
Partie du discours | 29 nom |
Explications en malgache |
30 Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [1.1] |
Explications en anglais |
31 a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Provincial]
[1.2] |
Explications en français |
32 action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [1.3#654] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 37 akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonaka, tonàka |
Mis à jour le 2023/06/16 |