| Entrée | 1 entina |
| Radical | 2tondra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana miaraka amin' ny tena: Ento atỳ ny solomasoko ~ Efa nentiny am-babena nankany amin' ny hopitaly ny zanany.
5Lasa, paohina: Nentin' ilay kary iny ny satroko ~ Nentin' ny rivotra ny tafontrano. 6Fehezina: Entin' ny fanjakana ny vahoaka. 7Anaovana: Akanjo madio no entin' ny olona amin' ny andro fety. 8Ampiasaina: Famaky no entiny mikapa taolana. [1.1] |
| Explications en français |
9porté: akanjo betsaka no nentiny tany an-tsena (il a porté au marché beaucoup d’habits).
[1.3#127, 1.5] 10emporté: nentiny tao an-tranony ny bokiko (il a emporté mon livre chez lui). [1.3#127, 1.5] 11apporté: nentiny ilay zavatra nangatahiko (il m'a apporté ce que j’avais demandé). [1.3#127] 12enlevé: nentin'ny rivotra ny satroko (le vent m’a enlevé mon chapeau). [1.3#127] 13amené: nentiny taty amiko ny alikako very (il m’a amené le chien que j’avais perdu). [1.3#127] 14conduit: nentiny tao an-trano fianarana ny zanako (il a conduit mon enfant a l’école). [1.3#127] 15transmis: fanao nentin-drazana izany (c’est un usage transmis par les ancêtres). [1.3#127] 16employé: vato voapaika ihany no nentiny nanao ny tranony (il n’a employé que des pierres de taille pour bâtir sa maison). [1.3#127] 17dépensé: be dia be ny vola nentiko nanao ny tranoko (j’ai dépensé beaucoup d’argent pour bâtir ma maison). [1.3#127] 18dont on se sert: ny fahefanao no tokony hoentinao hanao soa (vous devez vous servir de votre pouvoir pour faire du bien)>. [1.3#127] 19gouverné, géré: tsy entiny tsara ny vahoaka (il ne gouverne pas bien le peuple). [1.3#127] 20poussé: nentin' ny fahantrana izy ka nangalatra (il a été poussé par la misère et a volé). [1.3#127] 21charrié, emmené. [1.5] |
| Exemples |
22 andao ianareo hiaraka amiko fa hoentiko any amin' ny polisy ity anio.
[2.4]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 2725 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 29 entina, 30 tenina |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|