| Entrée (1/2) | 1 takona |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay.
4 Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 hidden, not seen.
[1.7] |
| Explications en français |
6 caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché).
[1.3#653] 7 caché, qu'on ne voit pas. [1.8] |
| Exemples |
8 ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita!
[2.69#]
9 Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [2.332#] 10 Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [2.588#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 27 14 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 28 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 29 takona |
| Partie du discours | 30 nom |
| Explications en malgache |
31 Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray.
[1.1] |
| Explications en anglais |
32 a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina.
[Provincial]
[1.2] |
| Explications en français |
33 action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir.
[1.3#654] |
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 47 antoka, 48 kantao, 49 katona, 50 kotana, 51 takona, 52 tanako, 53 tokana, 54 tonàka, tonaka |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|