Entrée takibaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bezanozano] Lanivoa [1.78]
 Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja. [Vocabulaire: Biologie]
Ilazana ny elanelan' ny zoro amin' ny rindrina, na afovoan' ny zoro anankiroa [1.1]
Explications en français Le flanc, la partie située entre la hanche et les côtes. [Vocabulaire: Biologie]
La partie moyenne des cloisons, celle qui est vers le milieur d'une chose, le milieu [1.3]
Dérivés 
Holonyme vatana
Co-méronymes hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/08/07