|
|
|
|

Entrée1  takiba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny ilany amin' ny kibo, ny faritra eo anelanelan' ny taolantehezana farany ambany sy ny moja [1.1]
4  ilany amin'ny kibo anelanelan'ny maoja sy ny taolan-tehezana [1.13]
Explications en français  5  flanc [1.13]
Vocabulaire  6  Biologie
Autres orthographes  7  takibaka
Synonymes  8  ila, tehezana
Holonyme 
Co-méronymes 

Anagrammes  24  abitak, bitaka, tabaky, tabika, takiba

Mis à jour le 2024/10/30