|
|
|
|

Entrée1  tafon-tranon' andriana
Mots élémentaires  2 tafo, 3 trano, 4 andriana
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 1) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany; 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka; 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony. [1.1]
Explications en français  7 Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître.
8 figuré: les affranchis, les libres. [1.3#642]

Mis à jour le 2025/10/11