|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tabataba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary. [1.1]
Explications en anglais  4 noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble]. [1.2]
5 noise, racketder. [1.7]
Explications en français  6 bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion. [1.3]
7 bruit, tapage. [1.8]
Exemples  8  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
9  kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  28  Son

Entrée (2/2)29  tabataba
Partie du discours  30  nom
Explications en malgache  31 fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna.
32 fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947. [1.1]
Explications en anglais  33 political tumult. [1.2]
34 political upheaval, civil disorder. [1.7]
Explications en français  35 trouble, désordre. [1.3]
36 révolution, tumulte politique. [1.3]
37 tumulte politique, rébellion. [1.8]
Exemples  38  Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga. [2.472]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Vocabulaire  43  Son

Anagrammes  44 batabata, 45 tabataba

Mis à jour le 2025/09/19