|
|
|
|

Entrée1  voatabataba
Radical  2 tabataba
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638]
Exemples  5  ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny. [2.588#]
Synonymes  6 tinabataba

Mis à jour le 2025/09/12