|
|
|
|

Entrée1  fitabatabana
Radical  2 tabataba
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
5 Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [1.1]
Explications en anglais  6 a tumult, an outbreak, a disturbance. [1.2]

Mis à jour le 2025/12/08