Entrée songona
Partie du discours nom
Définition malgache Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
¶ Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 

2009/02/23