|
|
|
|

Entrée1  fanongonana
Radical  2 songona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao.
5 Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny.
6 Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy. [1.1]
Synonymes  7 fisongonana

Mis à jour le 2025/09/12