|
|
|
|

Entrée1  voasongona
Radical  2 songona
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 ce qu'on a obtenu en offrant plus qu'un autre, ou en demandant apres lui ; celui qu’on a vaincu en donnant plus que lui, ou en demandant après lui. [1.3#631]
Exemples  5  Satria tsy fialonana mihitsy ny tahotra ny ho voasongona eo amin'n fitiavan'Ineny no nahatonga ahy hanao izany, fa dia haratsiam-panahy natobaky ny farasisan'ota nolovàna tamin'i Kaina fotsiny izao! [2.944#]
Synonymes  6 sinongona

Mis à jour le 2025/09/12