Entrée (1/2) | 1 sitrana |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
Explications en anglais |
4 healed, recovered from illness [1.7] |
Explications en français |
5 guéri, rétabli [1.3#612] 6 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
Exemples |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 15 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot sitrana |
Entrée (2/2) | 20 sitràna |
Partie du discours | 21 impératif de l'adjectif sitrana [Liste complète] |
Explications en français |
22 Soyez guéri [1.3#612] |
Exemples |
23 Sitràna soa aman-tsara [1.1] |
Anagrammes | 24 an-tsary, asitran, itsaran, nasitra, nitsara, ranitsa, ratsina, sanatri, sanatry, sañitra, santari, santria, satrani, satrina, sitràna, sitrana, tsarain, tsiraña |
Mis à jour le 2023/09/16 |