Entrée sitrana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
Mitovy hevitra: afa-doza ~ afaka aretina ~ mahatsangana ~ maty holatra ~ miafa ~ miafana ~ mihamatanjaka ~ mihatsara ~ mitsiatsia ~ nialan' aretina ~ tsy misy atahorana intsony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise healed, recovered from illness [Hallanger 1973]
Définition française guéri, rétabli [Abinal 1888]
 guéri, rétabli après une maladie [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
sitrana
sitran'
sitran-
sitràna
Mots composés, titres, noms 
Exemples Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [Andraina: Mitaraina, page 94]
Citations 

Entrée sitràna
Partie du discours impératif de l'adjectif sitrana [liste complète]
Définition française Soyez guéri [Abinal 1888]
Exemples Sitràna soa aman-tsara [Rajemisa 1985]

2017/11/26