Entrée miafa (afa)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [Rajemisa 1985]
Explications en anglais imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [Richardson 1885]
Morphologie 
miafa
niafa
hiafa
Synonymes miafana

Mis à jour le 2020/07/31