Entrée sioka
Partie du discours nom
Définition malgache Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Morphologie 
sioka
sioko
siokao
siony
siotsika
siokay
siokareo
siokan'
siokan-
-tsioka
-tsioko
-tsiokao
-tsiony
-tsiotsika
-tsiokay
-tsiokareo
-tsiokan'
-tsiokan-
Synonymes siaka
Exemples Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]
Citations 

2017/04/03