Entrée tsioka
Partie du discours nom
Définition malgache Fifofon-drivotra na rano malefaka ary mitsoka moramora: Tsio-drivotra; tsio-drano. [Rajemisa 1985]
Définition française souffle. [Vocabulaire: Biologie] [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples tony tsy misy tsioka, na mandrivotra handrava trano... [Andriamalala: Fasana, page 3]

2012/10/03