|
|
|
|

Entrée1  singana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
4  Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
5  Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
Explications en français  6  Une unité entre objets de même espèce; qui est seul, qui fait bande à part, dépareillé, l'un de la paire, du couple [1.3]
Morphologie 
7  Simple :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Autres orthographes  13  singa, singany

Anagrammes  14  asangin, asingan, isangan, nasangy, nasinga, nisanga, sangany, sangina, singana

Mis à jour le 2020/07/31